2.
Le lundi 23 avril 2007 à
22:23, par
Bakollywood
Misaotra @ sary c vraiment sympa, fa ho anay aty alavitra efa ela tsy nahita ny mpiaramianatra taloha sy ny frères ets..., mba afaka ataonao ambanibany ve ny tag mba ahitana ny endriky ry zareo. misaotra milaloha
Ok, les photos sont nettoyées ( afaka mahita ny endrika @ izay isika )
4.
Le mardi 24 avril 2007 à
20:11, par
Bakollywood
Merci pour le tag, afaka nampidinina kely fotsiny ange e !!! mankasitraka ny fizarana sary ataonao e !!! ohatry ny hoe tany mihintsy izahay mahita ny sary...
5.
Le vendredi 3 août 2007 à
01:49, par
RANDRIANARIVONY (Basic)
Akory aby,
Mahafinaritra sy mampahatsiaro ny tao antsekoly ry Tantely ny zava-misy. Mipetraka amabanin'ny FKT 67Ha NE ve ianao? Mankasitraka e, na aty alavitra aza izahay dia manana mpisolo tena mahafatrapo.
Ho avy tsy ela ny fiaraha-miasa sy firalahina iraisampirenena avy amin'ny mainy molaly. Atomboka amin'ny fanomezana "Prix du bon parcours" ho an'izay mpianatra mahita elanelana lehibe indridra amin'ny naoty traimestra mifanaraka na tsia. Ny "Fondation Ra Henri" no manolotra izany. Omeo anay ny anaran'ny Principal de l'Ecole pour l'organisation. Azo ampiana ny Prix du bon lecteur en souvenir du Saint Exupery, notre fameux bibliothèque, c'est la Maison des Enfants Princes de Paris 8è qui l'offre amin'ny mahafiloha mpitantana ny tenanay. Santatra ambavarano ireo ho fampiroborobona ny sekolintsika.
Vive les Escatiens et Escatiennes et la Promo Mendrika
Ancien membre de l'AGE,
Inscrit au Livre d'Or de l'Ecole,
Membre honoraire de CCDSA,
Professeur formateur et consultant de l'EFI, IGEFI Paris,
Président Fondateur de l'Alliance Malagasy Team,
Goodwill International, Londres
Sensei Traditional Reiki and Multidimentional Shamballa,
Yogi Master from Babaji, Yogananda, Sai Baba's Group,
Mpikambana Tsimiramianakavy
Le pauvre cow boy solitaire à l'allure Lucky Luke comme l'égaré le Frère Bruno le gaulois iroquois ROMAIN
Commentaires
1. Le lundi 23 avril 2007 à 22:21, par JPC
2. Le lundi 23 avril 2007 à 22:23, par Bakollywood
3. Le mardi 24 avril 2007 à 15:49, par tantely
4. Le mardi 24 avril 2007 à 20:11, par Bakollywood
5. Le vendredi 3 août 2007 à 01:49, par RANDRIANARIVONY (Basic)
Ajouter un commentaire