Tadidiko mihitsy Dapiste sy kapa scoubidoo. Tsy i Philibert (Mathématiques) vé io akaikiny io (ry zalahy équipe solide)? dé lé Porf de religion koa lé aoriana?
oayyy ô napalahelo zany ko i Dapiste anisan"ny andrarezina tao @esca tao tadidiko ery izy le manana façon refa mampinatra tsy maintsy mampiasa stylo couleur de mifitsaka ny ankizy refa miala any izy @le kitapo kely kapa scoubidou sy le sigara tsy adino mintsy za de anisan"ny natahoatra mafy an"izay io
Tena napahendry reto tao raha ny discipline no jerena a!ndrindra fa tam primaire. Tsaroko ery lé mandé any am piscine tam douxième efa manao maillot de bain miala any am sall de class. Ary lé manao gymnastique kely manaraka an'lé ligne iny ref avy any am wc. D faly ery av eo
Aok alo, ts années 80 za fa 2000 a! so d mi-style manko ny années 80 oe tsik iany no matsiaro ny tao. Eeeeh! tena mampanembona ry r'reto a!(manarina fa vo aingana iany zay no niala tao fa manembona e!). Fa iza alo lé prof de religion tenen'i iamkosmis e! ts lé prof de malagasy tam terminale v io? (lé mampianatra porofon-kvt tsianjery?). Du genre: "Fa tolona, tolona sy ady ny fiainana ka zara ho an'izay manam-piniavana handresy", Clarisse RATSIFANDRIAMANANA, Ny Zanako II
Refa nandinika a d otran'lé prof de religion marina io. Meur Richard? lé sady prof de religion no prof de sciences (t@andronay). Ref ts Meur Richard io d lé prof de malagasy. Okzay fa ref nandinik a d za rery no miresaka am tenako!!!!!!
oviana no maty i dapiste fa toa tsy mba henonay. Anisan'ny mpampianatra tena mba nitiavako ny taranja malagasy manko izy iny fa hafa kely ny fomba fampianarany nefa tena nampahay mihitsy!
R.I.P zany dapiste!! c triste sa! cté le bon vieux tps, mm si jsuis pas encore si vieille, lol, cté mon prof de malagasy en 5eme1 et aussi mon prof principale,
Commentaires
1. Le mardi 24 avril 2007 à 19:22, par radiego
2. Le mardi 24 avril 2007 à 20:12, par Bakollywood
3. Le mercredi 1 août 2007 à 14:03, par iamkosmis
4. Le lundi 6 août 2007 à 12:22, par IAMKOSMIS
5. Le vendredi 24 août 2007 à 18:43, par Numero Treize
6. Le samedi 1 décembre 2007 à 16:53, par maoxthieu
7. Le mardi 8 janvier 2008 à 12:03, par ZA
8. Le vendredi 22 février 2008 à 11:47, par nady
9. Le vendredi 14 mars 2008 à 19:04, par sweety
10. Le jeudi 24 avril 2008 à 22:40, par Enidan
11. Le jeudi 24 avril 2008 à 22:50, par Enidan
12. Le jeudi 24 avril 2008 à 22:56, par Enidan
13. Le lundi 19 mai 2008 à 13:32, par bota
14. Le vendredi 23 mai 2008 à 15:16, par titie
Ajouter un commentaire